Varingarina

Avy amin'i testwiki
Aller à la navigation Aller à la recherche
Karazana varingarina mahitsy

Ny varingarina dia endrika ara-jeômetria manana velarana foronina hitsy mirazotra, ka ny tena fantatra dia ny varingarina manana fototra faribolana na kapila atao hoe "varingarina tsy mivadi-pihodinana".

Varingarina

Raikipohy

Raha kapila ny fototra:

  • Velaran' ny manodidina: 2πrh
  • Velaran' ny fototra iray: πr2
  • Velaran' ny fototra roa: 2πr2
  • Velarana manontolo: 2πrh+2πr2=2πr(h+r).
  • Hadiry: h(πr2)=πhr2

Jereo koa