Testwiki:Fivoarana/*/Efa-joro

Avy amin'i testwiki
Aller à la navigation Aller à la recherche


Efa-Joro, tamin'ny 22 Jolay 2011

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Square (geometry).svg|200px|ankavanana|Efa-joro]]

Ny '''efa-joro''' dia efa-dafy manana lafy efatra mitovy halava ary manana zoro efatra mitovy refy ary samy mahitsy (mirefy 90°). 

== Raikipohy andrefesana ==
; ''t'' no iantsoana ny halavan'ny lafy iray.

Ny refin'ny manodidina ''P'' :
:<math>P=4t \,</math>

Ny '''velarana''' ''A'' dia ny halavan'ny lafy iray toradroa :
:<math>A=t^2.\,</math>

{{vangovango}}

[[Sokajy:Jeômetria]]

[[af:Vierkant]]
[[als:Quadrat (Geometrie)]]
[[an:Quadrat