Raikitr' Pytagore

Avy amin'i testwiki
Aller à la navigation Aller à la recherche

Raha hijery ny artila amin' teny anglisy, indro [theorem|Pythagorean theorem]

Ny raikitry Pytagore dia fifandraisana mahakasika ny lafiny eo aminy telolafy mahitsizoro raiky. Raha a, b, c ireo lafy mifanila amin' zoro mahitsy ary ny lejo (lafy manatrika lay zoro), dia mahazo

c2=a2+b2

izany hoe mitovy aminy tambatry ny toradroan' ireo lafy mifanila roa ny toradroan' lejo.


Porofo mampiasa sokera

Porofo mandamina

Porofo mandamina an' Raikitry Pytagore.
(Ny velarana ny faritra fotsy dia tsy miova mandritry ny fikisahana mandamina ataon' ireo telolafy. Amin' fotoana rehetra, mijanona hatrany ny velarana. Sahala amin' izany koa, mijanona a²+b² hatrany izy.)


Porofo aljebraika

Diagraman' ireo porofo aljebrika roa

Azo atao ny mampiasa kopia telon' lay telolafy voalohanay ahazoana ny sary etsy ankila. Araka ny lalanan' fifamenoana moa, dia mahitsizoro no tsy maintsy azontsika. Satria moa c ny lejo hoan' fandaminana voalohany, izay lasa lafy hoan' lay mahitsizoro, sokera no azontsika raha ny tena marina Tahak'izay koa hoan' ny faharoa, mahazo sokera milafy a+b isika. Hoan' ny voalohany

c2=(ba)2+4ab2

eto ab2 manambara ny velaran' ilay telolafy.

Hoan' faharoa kosa,

(a+b)2=c2+4ab2

izay manome fimirana mitovy tanteraka amin' ilay taloha. Noho izany azo tsoahina mivantana ny c ka mahazo c2=a2+b2.