Lanjamasoandro

Avy amin'i testwiki
Hankany amin'ny fitetezana Hankany amin'ny fikarohana

Ny lanjamasoandro dia refy fampiasa amin’ny taranja hainkintana izay hanononana ny lanjan’ny kintana hafa. Ny Masoandro dia heverina fa manana lanja 1 lanjamasoandro, izay manana lanja arivo tora-polo kilao :


M=(1,98855 ± 0,00025) ×1030 kg[1][2]

Ny lanja voalaza eo ambony io dia 332 946 lanjan-tany, na 1 048 lanjan-jopitera.

Jereo koa