Efa-joro

Avy amin'i testwiki
Aller à la navigation Aller à la recherche
Efa-joro
Efa-joro

Ny efa-joro dia efa-dafy manana lafy efatra mitovy halava ary manana zoro efatra mitovy refy ary samy mahitsy (mirefy 90°).

Raikipohy andrefesana

t no iantsoana ny halavan'ny lafy iray.

Ny refin'ny manodidina P :

P=4t

Ny velarana A dia ny halavan'ny lafy iray toradroa :

A=t2.

Endrika:Vangovango