Dimilafy

Avy amin'i testwiki
Hankany amin'ny fitetezana Hankany amin'ny fikarohana
Dimimira

Ny dimilafy (Grika taloha: πεντάγωνον) dia karazana endrika iray manana lafy dimy. Antsoina hoe dimimira izay dimilafy manana lafy dimy mitovy halava.

Dimimira

Ny velaran'ny dimimira manana halavan-dafy tokana ihany dia :

A=t225+1054=5t2tan(54)41.720477401t2.