Lanjamasoandro

Avy amin'i testwiki
Endrika tamin'ny 23 Aogositra 2021 à 17:15 nataon'i imported>InternetArchiveBot (Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8)
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny lanjamasoandro dia refy fampiasa amin’ny taranja hainkintana izay hanononana ny lanjan’ny kintana hafa. Ny Masoandro dia heverina fa manana lanja 1 lanjamasoandro, izay manana lanja arivo tora-polo kilao :


M=(1,98855 ± 0,00025) ×1030 kg[1][2]

Ny lanja voalaza eo ambony io dia 332 946 lanjan-tany, na 1 048 lanjan-jopitera.

Jereo koa