Tana (jeômetria)

Avy amin'i testwiki
Endrika tamin'ny 8 Janoary 2024 à 13:04 nataon'i imported>Thelezifor (Fikajiana ny tana)
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Faribolana.

Ny tana dia ny tsipika avy eo afovoan' ny faribolana mankany amin' ny hodidiny. Araka izany, ny tanan' ny bola dia ny tsipika avy eo amin' ny afovoan' ilay bola mankany amin' ny velarany.

Ny fifandraisana ara-drefin' ny tanam-paribolana amin' ny hodidiny dia: r=c2π

Ny tsimiova π dia 3,14159 eo ho eo.

Fikajiana ny tana

Mba hahafana mikajy ny tanan' ny faribolana manalo amina , dia azo ampiasaina manaraka :

r=|P1P3|2sin(θ)
θ dia ny zoroP1P2P3.

Jereo koa

Endrika:Vangovango