Efa-joro

Avy amin'i testwiki
Endrika tamin'ny 23 Janoary 2024 à 07:23 nataon'i imported>Như Gây Mê (Restored revision 614606 by Legobot (talk): Why do blank the page without any reason? (TwinkleGlobal))
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Efa-joro
Efa-joro

Ny efa-joro dia efa-dafy manana lafy efatra mitovy halava ary manana zoro efatra mitovy refy ary samy mahitsy (mirefy 90°).

Raikipohy andrefesana

t no iantsoana ny halavan'ny lafy iray.

Ny refin'ny manodidina P :

P=4t

Ny velarana A dia ny halavan'ny lafy iray toradroa :

A=t2.

Endrika:Vangovango