Tritium

Avy amin'i testwiki
Endrika tamin'ny 23 Oktobra 2022 à 05:08 nataon'i imported>InternetArchiveBot (Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.9.2)
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny tritium

Ny tritium (T na 3H) dia miratoeran'ny hidirôzenina (toy ny deuterium). Ny tritium dia manana prôtôna iray su netirôna roa.

Ny mahasamihafa azy amin'ny deuterium dia ilay radioactivité ananany, mamoaka sandrahaka beta (β-) izy rehefa mivadika helium 3 (3He) Ny periôdiny dia 12,32 taona. Ny activité massique-ny dia misy 3,59×1014 Bq/g (soit 1 g = 359 TBq)

Toetra

Toetra fizika

Ny lanjan'ny tritium dia 3,0160492. Mifangaro amin'ny rivotra izy rehefa anaty atmosfera ara-dalàna.

Toetra simika

Rehefa antonontonony ny hafanana sy ny tsindry, rivotra ny tritium (HT na T2). Rehefa misy oksizenina, manome rano misy tritium (rano «tritiée») izy, rehefa misy afo na hafanana ambonimbony (oksidasiona, tahaka ny miratoerana maivana HEndrika:Sub). Rehefa maina nyrivotra, mivadika rano misy tritiée ny tritium rivotra ; 1 isan-jaton'ny tritium no lasa rano tritée afaka adin-dray, ary mihahaingana arakaraky ny hamandon'ny rivotra ny fivadihany ho rano tritiée.

Radioaktivitia

Ny tritium dia radioaktifa. 12,32 taona ny antsasa-piainany[1].

Mivadika helium 3 izy amin'ny fiota :

13H23He++e+νe

Fanaovana

Ny tritium sy ny taozava-baventy

Endrika:...

Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny frantsay

Endrika:Vangovango Endrika:Ref