Isa tsimivaky

Avy amin'i testwiki
Endrika tamin'ny 11 Aogositra 2024 à 21:04 nataon'i imported>Thelezifor (Jereo koa)
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny litera anehoana ny vondron' ny isa tsimivaky

Ny isa tsimivaky dia ny isa nanahary 0,1,2,3,… sy ny isa miiba azo avy amin' ireo isa nanahary ireo 0, -1, -2, -3,… Ny isa aotra ihany no sady miabo no miiba. Ny isa tsimivaky dia miavaka amin' ny isa mampiasa ampaha na tafolo na faka. Ny isa -3, ny isa 73809200037990, ny isa -255 ary ny isa 2012 dia samy isa tsimivaky. Ny isa ½ sy ny isa 3,14... ary ny isa 2 dia tsy anisan' ny isa tsimivaky.

Jereo koa