Isa tsimivaky: Fahasamihafan'ny versiona
Aller à la navigation
Aller à la recherche
imported>Thelezifor |
(Tsy misy mahasamihafa)
|
Endrika tamin'ity 11 Aogositra 2024 à 21:04 ity

Ny isa tsimivaky dia ny isa nanahary 0,1,2,3,… sy ny isa miiba azo avy amin' ireo isa nanahary ireo 0, -1, -2, -3,… Ny isa aotra ihany no sady miabo no miiba. Ny isa tsimivaky dia miavaka amin' ny isa mampiasa ampaha na tafolo na faka. Ny isa -3, ny isa 73809200037990, ny isa -255 ary ny isa 2012 dia samy isa tsimivaky. Ny isa ½ sy ny isa 3,14... ary ny isa dia tsy anisan' ny isa tsimivaky.